Entry | fankaherezana (hery) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany [1.1] | |
Explanations in French | Action de fortifier [1.3] | |
Examples | Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola.
[2.117] | |
Updated on 2023/01/20 |