Entry fanodidina (hodidina)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin' ny kintana ny volana
Azo hodidinina: Tsy fonodidina itỳ raharaha itỳ fa tokony hovantanina avy hatrany [1.1]

Updated on 2023/04/14