Entrée fanoloana (solo)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao?
¶ Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba
Explications en français  [Abinal 1888 page 623] L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause
  [SLP 1986] substitution
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 95] Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra.
2 [SeFaFi , page 2003/04/11] Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.

Entrée fanoloana (oloana)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Izay olona eo anoloana

Mis à jour le 2021/01/15