Entry fanoloana (solo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanovana hala: Tsy azo atao angaha ny fanoloana mpilalao mandritra ny lalao?
Fanonerana: Tandremo fa an' izay mamaky ihany ny fanoloana ny fitaratra vaky na simba [1.1]
Explanations in French L’action de remplacer, de compenser, ce qui remplace, la cause [1.3]
 Substitution [1.13]
Examples 
1Tsy nisy intsony rahateo koa moa ny famboarana fesana sy ny fanoloana lohan-dalitra. [2.472]
2Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina. [4.27]

Entry fanoloana (oloana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Izay olona eo anoloana [1.1]

Updated on 2023/01/20