Entry fanombana (omba)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra [1.1]

Entry fanombana (tombana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana [1.1]

Entry fañombana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Fandoavana (sakafo, rano, ets.) [1.78]

Updated on 2023/01/20