Entrée fanomezana (ome)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin' ny hopitaly anio
¶ Zavatra omena: Sarobidy itỳ fanomezana nataonareo itỳ fa misaotra indrindra
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a gift
Explications en français  [Abinal 1888] l'action de donner, le présent, le don
  [Hallanger 1974, SLP 1986] don
  [Hallanger 1974] cadeau
Morphologie 
fanomezana
fanomezako
fanomezanao
fanomezany
fanomezantsika
fanomezanay
fanomezanareo
fanomezan'
fanomezan-
fanomezam-
fanomeza-
-panomezana
-panomezako
-panomezanao
-panomezany
-panomezantsika
-panomezanay
-panomezanareo
-panomezan'
-panomezan-
-panomezam-
-panomeza-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Haivola, page 98] Fanomezana lanja ny mpikaroka eo an-toerana;
2 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 302] Ary tsy mety ho hadinonay ny fanomezana izany.
3 [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 24] Hafaliana moa ny azy eo am-pandraisana izany fanomezana samihafa izany.
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/30