Entry fanongana (ongana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra
Azo aongana, tokony haongana: Fanongana ny lehibe tsy mihevitra afa-tsy ny hameno paosy toy ireny [1.1]
Explanations in French Ce qui mérite d'être renversé, celui qui mérite d'être dégradé, manière de renverser [1.3]
Compound words 

Entry fanongana (songa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famoretana, fanaingana kely ny ilany [1.1]
Explanations in French L'action de retrousser, de soulever, de relever les bords, la cause [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/09/09