Entry fanoratana (soratra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana soratra: Efa mahay mamaky tsara itỳ zaza ity, fa eo amin' ny fanoratana no mbola votsa dia votsa
Fandatsahana an-tsoratra: Etsy amin-dRamatoa etsy no fanoratana anarana
Famoronana lahatsoratra, boky: Olona kinga amin' ny fanoratana izy
Fampidirana amin' ny bokim-panjakana ny nanaovana ny sora-panambadiana: Tamin' ny alakamisy no natao ny fanoratana [1.1]
Explanations in English A writing table or desk. [1.2]
Explanations in French L'action d'écrire, de dessiner, de marquer, les instruments, le lieu, la cause [1.3]
Examples 
1amy ny ilay boky fanoratana ny andevo [2.59]
2Fanoratana ny sisiny, ny sarin-tsoavaly, ny olona ets. [2.366]
3Izany anefa tsy nisakana azy tsy hitendry milina fanoratana hatramin' ny farany! [2.356]
Compound words 
Titles Fitsipi-panoratana Malagasy (Rajemisa-Raolison Régis)

Updated on 2023/05/19