Entry fanorobona (robona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetra na fomban' ny zavamaniry mandrobona na maniry tsara miroborobo: Mahafaly ny mpamboly ny mahita ny fanorobon' ny voliny [1.1]
Synonyms fandrobona

Updated on 2023/01/05