Entry | faohina (faoka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Esorina amin-kery sy haingana Paohina, ongoahana: Nofaohin' ny papongo ny akohokelin' Ikoto Angalarina atao majifa: Nofaohin' ny mpangalatra ny entany tany an-trano [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be carried off, as by a bird of prey To be torn up. See paoka. [1.2] | ||||||||
To be carried off [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on rafle [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word faohina | ||||||||
Anagrams | anafiho, faohany, faohina, fiahona, fianaho, fihaona, hofaina, ifahano, ifohana |
Updated on 2023/01/20 |