Entry faribohitra
Elementary words fari- (faritra) ; -bohitra (vohitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy [1.1]
Explanations in English A quarter or ward of a town [1.7]
Explanations in French Quartier d'une ville [1.8]
Examples 
1Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely. [2.285]
2Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina. [2.508]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/10