Entry | fari-pivelomana | |
Elementary words | fari- (faritra) ; fivelomana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Vola miditra isan-taona amin'ny olona iray ao amin'ny firenena iray araka ny sandam-bola marina eo amin'ny firenena misy azy [1.13] | |
Explanations in French | Niveau de vie [1.13] | |
Synonyms | fari-piainana | |
Updated on 2023/12/10 |