Entry fary raiki-bololona
Elementary words fary ; raikitra ; vololona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fary mbola miaraka amin'ny tendrony misy ny raviny sy ny vololon-draviny ka entina amin'ny famorana sy ny alavolonjaza ary ifandrombahan'ny vehivavy maniry hiteraka [1.1]
Examples dia maka fantàka hitsitsihana; dia maka fary raiki-bololona; dia maka volotara hatao oha-jaza [2.48]

Updated on 2023/06/12