|
|
|
|

Teny iditra1  fasana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a grave, a tomb [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 tombeau, tombe [1.3, 1.8]
6 caveau, mausolée [1.3]
Ohatra  7  Ilay fasako, fasako ihany
fa ny foko dia fasana koa!
Io no fasako ivelan'ny tany,
io no fasako iray, faharoa!
[1.275]
8  Ny fasana no fasana, ka ny raha naterina ao aminy. [2.245]
9  Dia nasainy novorina ny vahoaka ho any amin' ny fasana. [2.69]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Mpanahaka  13  kibory
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: fasana ao amin' ny Baiboly
Sary 
17  18  19 
20  21  22 

Fivaditsoratra  23 fanasa, fasana, 24 Safana

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/10