|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fatika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavamaniry misy tsilotsilony ohatra ny havaotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4thorns. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5(le sens général du mot est : épine) Surtout Acanthospermum hispidum DC. (Asteraceae) ; allusion aux épines aigües des akènes qui causent souvent des blessures aux personnes marchant pieds nus. La décoction de la plante serait administrée contre les douleurs du ventre d'après Descheemeaker.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  6 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)8 fatika
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny anglisy  10nails. [Provincial]
11for fatsaka, pellets, small shot. [1.2]

Fivaditsoratra  12 fatika, 13 fitaka, 14 Tafika, tafika, 15 tifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06