Entry fehim-pihavanana
Elementary words fehy ; fihavanana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Explanations in French Lien de parenté [1.54]
Vocabulary 
Synonyms fehim-ponenana

Updated on 2023/12/10