Entry fehivava
Elementary words fehy ; vava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra [1.1]
Explanations in French Muselière [3.1]
Analogs  fehy vava

Entry fehivava
Elementary words fehy ; vava
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Fifadian-kanina [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/12/10