Entry fehyloha > fehiloha
Elementary words fehy ; loha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tapa-damba lavalava ahodidina ny loha mba hamihina ny volo
Karazan-kaingo atao manodidina ny loha [1.1]
Explanations in English [ fehy loha ] A headband [1.2]
Examples Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka. [2.324]
Vocabulary