Entry fiaingana (ainga)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisondrotana
Fanombohana mandeha: Amin' ny 1 ora sy sasany ny fiaingan' ny aroplanina mankany Toamasina [1.1]
Explanations in French L’action de se lever, de partir [1.3]
 Départ [1.13]
Examples 
1Tso-drano no angatahiko ao alohan' ny fiaingana. [2.928]
2Betsaka ny antoko-miaramila vita fiomanana ary niandry fiaingana fotsiny. [2.472]
Compound words 

Updated on 2023/02/27