La manière de s'habiller ; l’habit de mise, propre à être mis [1.3]
Examples
1
Tsy olona madio fiakanjo avokoa izy rehetra famaro no mena lamba noho ny maha tambanivohitra azy.[2.470]
2
Nanaraka ny hevitra sy ny fomban-dRadama ny Menamaso ary vonton' ny fomba fanao nentin' ny Vazaha hatramin' ny fiakanjo sy ny filàm-pahafinaretana hafahafa rehetra.[2.508]