Entrée fiakarana (akatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana [1.1]
Explications en anglais an upward climb, ascent [1.7]
Explications en français Côte, montée, l'action de monter, de s'élever [1.3]
 montée, ascension ; côte à monter [1.8]
Exemples 
1Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. [2.499]
2Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [2.48]
Proverbes 

Anagrammes ikafarana, ary fanaka

Mis à jour le 2023/01/20