Entry fialikalika (alikalika (alika))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe manala-bara-tena, manavazin-tena
Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe miseho ho sarotiny [1.1]

Updated on 2023/01/20