Entry fiantandroka (tandroka)
Part of speech noun
Explanations in French Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3]
Examples Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery. [1.437]

Entry fiantandroka
Part of speech noun
Vocabulary 
Analogs  fiamalandy ~ fiamandry ~ fiamangataka ~ fiamangidy ~ fiambola ~ fiambazana ~ fiampotsy ~ fiandava

Updated on 2023/01/06