Entry | fiaram-bahoaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1] | |
Explanations in French | Autobus [1.5] | |
Vocabulary | Transportation | |
Synonyms | fiarabe | |
Elementary words | fiara ; vahoaka | |
Updated on 2023/06/12 |
![]() |