Entry | fibatana (bata) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fanaingana amin' ny tanana, fanonjonana [1.1] | ||
Explanations in French | L'action de soulever avec les mains, l'instrument pour soulever [1.3] | ||
Manutention, levage [1.13] | |||
Examples | Tonga tsy nantsoina ny mpiasa efa nandry tsirangaranga niandry ny hiverenako, nony nandre ny feoko nihiaka tao anaty tranohevam-piarakodia, ka ny valiny hitako aloha dia ny fibatana ny maratra ho any an-trano.
[2.944] | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | fibatana, fitabàna |
Updated on 2023/01/20 |