Entry fibebahana (bebaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao!
Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino [1.1]
Explanations in English Repentance, contrition [1.2, 1.7]
 Confession [1.2]
Explanations in French L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion [1.3]
 Repentir, regret [1.8]
Examples 
1Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana [1.38]
2Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka! [2.499]
Vocabulary 
Article 

Updated on 2023/04/09