Entry fidonanahana (donanaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipetrapetrahana tsy miasa fa mitanàka foana eo: Ny mazàna mahatarika amin' ny hevi-dratsy rehetra dia ny fidonanaham-poana [1.1]

Updated on 2023/01/05