Entry fifadiana (fady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo [1.1]
Explanations in English Abstention [1.7]
Explanations in French L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne] [1.3]
 Abstention de certains mets, certains actes tabous [1.8]
Examples 
1Ny Fivavahana sy ny fombany rehetva dia ny Batisa, ny Asosaiety, ny fifadiana alahady, ny Fiangonana na alahady na tsy alahady sns dia tsy maintsy hajanona avy hatrany. [2.508]
2Tsy azo lavina kosa anefa fa nisy toe-tsaina tsara sy madio izay tsy azo odian-tsy hita tamin' ireo fombafomba nankalazana ny famorana taloha, toy ny fifadiana ny fitondran-tena ratsy nandritra io fotoana io. [2.436]
Articles 

Updated on 2023/02/21