Entry fifanasoavana (soa)
Part of speech noun
Allegation Word or locution seen in: Sarin' ny fiainana
Examples 
1Mifanohana, mifampiankina, ny olombelona sy ny firenena, amin' ny fifanasoavana; [1.342]
2Ao koa ny lafiny mahafinaritra: ny fitiava-namana, ny fifanasoavana sy fifanampiana, ny fanetren-tena, ny tsy fanaovana " mamy hanina an-tanana " [1.224]
Morphology 
Simple : fifanasoavana, fifanasoavako, fifanasoavanao, fifanasoavany, fifanasoavantsika, fifanasoavanay, fifanasoavanareo, fifanasoavan', fifanasoavan-, fifanasoavam-, fifanasoava-
Prefixed : -pifanasoavana, -pifanasoavako, -pifanasoavanao, -pifanasoavany, -pifanasoavantsika, -pifanasoavanay, -pifanasoavanareo, -pifanasoavan', -pifanasoavan-, -pifanasoavam-, -pifanasoava-

Updated on 2023/01/20