|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fifanatrehana |
| Fototeny | 2 atrika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Tsy fanaony mantsy ny raharaha mila fifanatrehana sy fifandonana, ka tsy nandry ny eritreriny.
[2.4#59]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|