Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Toponymy
Plates and Tables
Changes
|
|
|
|
Entry
fifankati
a
vana
(
ti
a
)
Part of speech
noun
Explanations in Malagasy
Fitiavana mifamaly
[
1.1
]
Explanations in French
L'amour réciproque
[
1.3
]
Examples
1
Moa tsy fara fahatsaràna sy fara fahasambarana ny
fifankatiavana
?
[
2.296
]
2
Latsaka ny ranomasony nitazana itony
fifankatiavana
feno morona tokoa.
[
2.895
]
3
Dia nanao nahandro tsara izy hiarahan-komana hampiseho ny
fifankatiavana
.
[
2.293
]
4
Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa
fifankatiavana
mafana koa.
[
1.214
]
Proverbs
Proverbs containing the word fifankatiavana
Updated on 2023/01/09