Entry fihanjahanjana (hanjahanja)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana
Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? [1.1]

Updated on 2023/01/20