Entrée fihary (hary)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony
  [SLP 1986] taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana
Explications en français  [SLP 1986] glande
Vocabulaire 
Analogues  fihary atodinaina ~ fihary dinitra ~ fihary ronono ~ fihary tavo ~ fihary tsiry
Citations 

Entrée fihary (hary)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fomba entina mihary, mitady

Entrée fihary (hary)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary

Entrée fihary
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bara] ompiana, fiompy

Entrée fihary (hary)
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] Prov. for omby, an ox, lit. wealth.

Mis à jour le 2020/07/31