Entry fihazohazoana (hazohazo (hazo))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisalasalana, fijajirihana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra: Mandany andro ny fihazohazoana [1.1]
Explanations in French L’action de rester debout, le lieu, la cause, l'hésitation [1.3]
Examples Ary ny fihazohazoana mandany andro. [2.528]

Anagrams 

Updated on 2023/01/09