Entry fiherehana (herika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitodihana mankany ivoho, fijerena any aoriana: Raha hikasana hanao tsaratsara kokoa, dia misy mahatsara azy ny fiherehana ny lasa [1.1]

Updated on 2023/01/05