Entry fihety (hety)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara, Tambahoaka] Hety [1.78]
 Fomba entina mitapa-bolo: Fihetina tovolahy izao ka tsy tiako, izaho efa dimampolo taona [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20