Entry fihina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitazonana mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona na amin' ny tanana roa ampifandraisina mba tsy hahafahan' ilay voatana mikofoka. [1.1]
Explanations in English A grasp, a clutch, seizure by both hands. See fehitra, fikitra, fina [1.2]
 A grasp, a grab, a clutching [1.7]
Explanations in French Action de tenir, de retenir [1.3, 1.8]
 Action de serrer, d'embrasser [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/27