Entry fihodivirana (hodivitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran' ny andry
Fihodinana any amin' ny ilany, fiviliana: Ny fihodivirany tany ambadiky ny trano no tsy nahazoana azy
Fialana amim-pahakingana: Nitady azy aho nefa tsy hitako izy noho ny fihodivirany
Ny manodidina ny takolaka eo akaikin' ny sofina [1.1]

Updated on 2023/01/05