Entrée fihohoka (hohoka)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fomba entina mihohoka, toetran' ny zavatra na olona mihohoka, izany hoe miongana ka ny vavany no lasa ambany, na mandry ka ny kibo no atao ambany mandry, na mandohalika sy miondrika ambany dia ambany

Mis à jour le 2020/07/31