Entry | fihontsonana (hontsona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fihetsehana: Vizaka eo ianao raha hiandry ny fihontsonan' itỳ vato itỳ Fahatairana, fihetseham-po: Tsy nisy fihontsonana kely akory teny amin' ny tarehiny [1.1] | |
Synonyms | fihontsinana | |
Updated on 2020/07/31 |