Entry |
fikitra
(kitra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny enti-milaza tongotr' angely afatotra amin' ny bozaka kely ka isokirana ny angely any anaty lavany ary ihantsiana azy hiady. [1.1]
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
fikitra
(kitra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba na zavatra entina mikitra, izany hoe misikotra angely hampiadina [1.1]
|
|
Entry |
fikitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitazonana mafy, fisarangotana [1.1]
|
Explanations in English | Same as fihitra
[1.2]
|
Explanations in French | Action de se cramponner, de saisir fortement, de persister, de s’appliquer, opiniâtreté. Ce mot synonyme de fihitra, mais plus généralement usité, se conjugue de la même manière.
[1.3]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
fikitra
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | [Tankarana]
Petit et mince. [1.19]
|
Synonyms | |
|