Entry filetsy (letsy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba na toetran' ny zavatra miletsy, izany hoe mietry, miletaka, na milefitra noho ny lanjan' entana entina, na mihena (vidin-javatra) [1.1]

Updated on 2023/01/20