Entry fiolahana (olaka)
Part of speech noun
Explanations in French Inflexion [1.13]
Examples 
1sy be zoron-trano fiolahana ary tsy azo ho namana tahaka ny vinanto antitra. [2.346]
2Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana. [2.587]
3Mampalahelo ihany anefa fa misy Malagasy tsy hendry, izay mamadika io fanao tsara io ho fiolahana. [2.436]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20