Entry fioritra (oritra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra [1.1]

Entry fioritra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Fihogo [1.78]
Synonyms oritra

Anagrams 

Updated on 2023/01/20