Entry fiotrehana (otrika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipetrahana amin' ny toerana mafana mba ho masaka: Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny akondro ato amin' itỳ efitra itỳ?
Fihibohana an-trano [1.1]

Entry fiotrehana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fotoana eo anelanelan'ny fidiran'ny mikrôby sy ny fitrangan'ny aretina [1.13]
Explanations in French Incubation [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20