Entry firafitra (rafitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny zavatra mirafitra, miraikitra, miady [1.1]
Explanations in French Organisation, structure, texture [1.13]
Examples 
1Mitovy firafitra amin' i-reny fitaovana ahodin' ny kodiaran' ny bisikileta ireny ka mampirehitra ilay jiro keliny. [2.445]
2Ny fiasa, ny firafitra ary ny fahefan' io Fitsarana io dia hoferan' ny lalàna holanian' ny Antenimieran' ny Tetezamita. [4.27]
Morphology 
Simple : firafitry, firafitriko, firafitrinao, firafitriny, firafitrintsika, firafitrinay, firafitrinareo, firafitrin', firafitrin-, firafitrim-
Prefixed : -pirafitry, -pirafitriko, -pirafitrinao, -pirafitriny, -pirafitrintsika, -pirafitrinay, -pirafitrinareo, -pirafitrin', -pirafitrin-, -pirafitrim-
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/09