Entry firaika (raika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana [1.1]
Explanations in French Pente, inclinaison [1.13]
Examples Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa. [2.296]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/09/09