Entry firarazana
Elementary words firary ; razana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Toerana firariana, faniriana, fivavahana [1.78]
 Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana [1.1]
Explanations in English See rary, anjoro. [1.2]
Compound words 

Updated on 2023/12/01