Entry firavoravoana (ravoravo (ravo))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fifaliana; misy fifaliana: Andro firavoravoana [1.1]
Explanations in English A feast, a celebration [1.7]
Explanations in French Festin, réjouissance [1.8]
Examples 
1Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508]
2Rehefa vita ny vaky volo, dia mandroso amin' izay ny dihy sy ny firavoravoana. [2.436]
Articles 

Updated on 2022/07/30