Entrée firazanana (razana)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Foko niaviana: Inona no firazananareo?
Explications en anglais  [Richardson 1885] Ancestry, lineage, progeny, pedigree, race, generation, genealogy, clan.
  [Hallanger 1973] ancestry, descent
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka] lignée des aieux
  [Hallanger 1974] lignée
Vocabulaire 
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Haivola] Ireo karazana firazanana izay ambony aminy no inoany sy ivavahany.
2 [Rapatsalahy: Kintana] Mahatsiaro ny firazanana tsy mitovy sy ny foko samihafa rahateo izy;
Articles 

Mis à jour le 2022/07/30